Fampahafantarana « Centre d’autonomisation des Femmes » Ampasanimalo.
Fampahafantarana « Centre d’autonomisation des Femmes » Ampasanimalo.
Ivon-toerana fanofanana vehivavy 18-35 taona, mha hahafahany mahaleo tena ara-pivelomana sy mivoatra amin’ny fiainana ary koa mamorona asa na koa manangana avy hatrany ny orinasany manokana.
Afaka hiofanany amin’ny taranja maro mandritran’ny telo volana, Ahitana:
– Remise à niveau,
– Informatique de base,
– Pâtisserie,
– Savonnerie artisanale,
– Charbon écologique,
– Recyclage,
– Création et gestion de projet,
– Entrepreunariat
– Gestion Financière.
Raha mahaliana anao, manasa anao hanantona ny CAF- FMA Ampasanimalo hahafahanao mahazo fanazavana misimisy kokoa na koa hisoratra anarana mivantana.
034 50 019 48
Lot II Y 24 Bis Ouest Antanimora – Antananarivo