Centre FMA Port-Bergé

Un rêve devient réalité. Port Berger (Madagascar). Le 8 septembre 2018 on inaugura la nouvelle communauté Marie Immaculée à Port Berger dans la Province Marie source de vie à Madagascar.

[MIARA-DALANA] ZOMA 30 SEPTAMBRA 2022

♦ Notendren'ny Papa François ho Nonce Apostolique eto Madagasikara, i Mgr Tomasz Grysa... ♦ Nohamasinina ho pretra tao amin'ny Diôsezin'i Port-Bergé, ny Diakra Raherisoa Athanase... ♦ Nanao fitsidihana pastôraly tao Anosimisaona, i Mgr Rosario Vella...

PROVINSIALY MALAGASY VOALOHANY

Noraisina tamin’ny fomba ofisialy ny 06 aosgositra 2021 i Sr Rafaraonisoa Blandine, malagasy voalohany voatendry ho lehiben’ny Fikambanana Masera Filles de Marie auxiliatrice eto Madagasikara- Province "Marie Source de vie". Haharitra enin-taona ny fotoam-piasany. "Marefo sy tsy mendrika ny hanao ...

TONGA SOA

Nandefa taratasy fiarahabana sy firarian-tsoa ho an'i Mgr Tomasz Grysa, Nonce apostolique vao voatendry hiasa eto Madagasikara ny Filohan'ny Fivondronamben'ny Eveka, Mgr Marie Fabien Raharilamboniaina. Nambarany fa vonona amin'ny fiaraha-miasa ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara. Bruxellles, 26 septambra 2022 Excellence Monseigneur Tomaz ...

FETE DE LA RECONNAISSANCE

FMA Ampasanimalo fête la Fête de la Reconnaissance aujourd’hui 29 avril 2022. La Fête de la Reconnaissance est l’occasion pour l’homme de montrer sa reconnaissance envers son Créateur. C’est un moment privilégié pour le louer, reconnaître ce qu’il nous donne, ...

La province “Marie source de vie” de Madagascar, en union avec tout l’Institut des Filles de Mare Auxiliatrice continue à célébrer les 150 ans de la Fondation d l’Institut.

La Province poursuit sa marche vers le 150ème anniversaire de l’Institut FMA et pour marquer ce évènement, la sensibilisation se fait à différents niveaux. Après la sortie du clip de la Communauté Marie Reine des Anges de Mahajanga, celle ...

HIRA FANEVA 150 TAONA

MIZOTRA MIARAKA AMIN’I MASINA MARIA Miorim-paka amin'ny finoana, mahafoy an-kafaliana Izay tsara ananao, atolory amin’ny fo ... Hitaro ny fijery, nde hifanolo- tanana Ho famantaram-pitiavana. Izay ilay iraka hoantsika, miandry antsika ny ta nora Be ny adidy mbola miandry, nofinofy hotanterahina! Ndeha hibanjina ...